Aller au contenu

Exportation

  • news

Mitohy hatrany ny fanondranana menaka bio (huile de palme brute bio) mankany ivelany, Raha tsiahivina fa fanin-droany izao tato anatin’ny campagne 2023-2024 05 isotank tao anatin’ny 02 andro : omaly 12/02/24 miisa 03 , ary ny anio 13/02/24 miisa 02

Reboisement

  • news

Tontosa t@asabotsy 10-02-24 lasa teo ny fambolen-kazo niaraha-nisalahy t@ireo fokon’olona tao @fokontany ampasinambo sy andrimpanjakana ary ny ekipan’ny orinasa.Raha tsiahivina fa ity ilay toerana may t@volana novambra 2023 lasa teo ka nanaovana fiaraha-mientana. Ny tanjona hamerina ny tontolo ho maitso… Lire la suite »Reboisement

Suite de formation RSPO P&C

  • news

Mitohy hatrany ny fiofanana RSPO P&C 2018 ( Principe et Critère Round Sustainable for Palm Oil 2018), raha tsiahivina fa efa maro ny ekipa nahavita ny anjarany ary ny anio kosa no anjaran’ny cadre moyen eto anivon’ny orinasa…

Deuxième jour d’audit RSPO

  • news

Andro faha 2 Fihaonana tamin’ireo lehiben’ny fokontanyn carreau, ary ben’ny tanàna tao amin’ny kaominina Amboditandroroho. Fijerevana ifotony ireo toerana masina Fanadihadihana ireo mpiasa antselika amperin’asa.

Premier Jour d’audit RSPO

  • news

Andro voalohany ny anio @ »audit » izay ataon’ilay certificateur iray « RSPO : Round Sustainable for the Palm Oil » Bon courage à toute l’équipe qui sont concernés

Noelin’ny ankizy

  • news

Anio no notanterahina tao @plle A1 ny noelin’ny zanaky ny mpiasa ka t@izany no nizarana karazana kilalao maro samihafa ho an’ireo ankizy vory maro Ankasitrahina hatrany ireo ekipa rehetra ary indrindra fa ny Talen’ny orinasa namalifaly ireo ankizy

Amelioration de l’alimentation

  • news

𝑴𝒊𝒆𝒛𝒂𝒌𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 𝒏𝒚 𝒔𝒂𝒌𝒂𝒇𝒐 𝒆𝒐 𝒂𝒏𝒊𝒗𝒐𝒏’𝒏𝒚 « 𝒄𝒂𝒏𝒕𝒊𝒏𝒆 » 𝒏𝒚 𝒕𝒐𝒎𝒑𝒐𝒏’𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒌𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒗𝒐𝒂𝒌𝒂𝒔𝒊𝒌’𝒊𝒛𝒂𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒌𝒆𝒉𝒊𝒕𝒓𝒊𝒏𝒚 𝑨𝒏𝒌𝒂𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒉𝒊𝒏𝒂 @𝒊𝒛𝒂𝒏𝒚 𝒎𝒐𝒂 𝒏𝒚 𝑻𝒂𝒍𝒆𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒎𝒐𝒌𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒎𝒊𝒕𝒂𝒅𝒚 𝒗𝒂𝒉𝒂𝒐𝒍𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒂𝒕𝒓𝒂𝒏𝒚 @𝒇𝒂𝒏𝒂𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂

Exportation

  • news

1er exportation d’huile de palme brute de la campagne 2023-24

Fabrication de pont

  • news

Anisan’ny mampijaly ity tetezana ao @parcelle E12 ity rehefa tonga ny ranobe @andro fahavaratra. Ankehitriny dia natao beton tanteraka izany, velombolo ny mpampiasa ity lalana ity satria efa vita tanteraka ny 95% @asa fanamboarana azy ankehitriny Ry zareo ao Service… Lire la suite »Fabrication de pont