Aller au contenu

Journée mondiale de l’environnement

  • news

Journée mondiale de l’environnement 🪻🌻🌼🍀🌲

Notanteraina tany foulpointe omaly 07 jona 2024 ny fankalazana n’y andro iraisam-pirenena ho an’ny ny tontolo izay nandraisan’ny solontenan’ny mpiasa STHM

Marô karazany ny zava-niseho tany toy ny : carnaval namakivaky n’y tanana,fampisehoana dihy isan-karazany, kabaro nifandimbiasan’ireo manampahefana ary nifarana t@lanonana tao amaoron-dranomasina