28 Août 2024
Fahatsiarovana ny nahalasanan’ny tompokovavy Nadine Ramarosaonina
Natao ho fifaliana ny andro anio fa tsy alahelo intsony,Sady fankalazana ny faha 20é anniversaire ny association « Étoile de Vénus »izay fikambanana natsangan’i ratompokovavy
Fiombonam-bavaka ho an’ireo izay namoy ny ainy tany Sonierana ivongo : Nôtre dame de Lourdes
Dia bé boulevard Ratsimilaho
MIAMI Toamasina

