Miarahaba ny koperativa T.S.A.R.A Ambodibila izay miara-miasa @orinasa fa nahazo ny filan-kevim-pitantanana vao²
Mankasitraka ny DRIC (Direction Régionale de l’ Industrialisation et du Commerce Atsinanana) nitarika ny fotoana sy niatrika ny fifidianana
Mahavità bé ho an’ireo filan-kevim-pitantanana vao² ary hiroboribo ny asa fambolena palmier

