Aller au contenu

Circoncision des enfants

  • news

👉Fora Zaza faobe👈

➡️Àtomboka @ity taona ity ny fora Zaza faobe ho an’ny zanaky ny mpiasa

➡️Hetsika sosialy izay karakarain’ny CMS (Centre Médico social) izy ity mba hanomezana tombony manokana ho Ann n’y zanaky ny mpiasa

➡️Tsy vitan’izany fa mbola tolorana kilalao sy vatomamy ireo ankizy rehefa vita izany.

Fisaorana sy fankatelemana no atolotra ny Talé @izao hetsika mahate-idera izao

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *