Tontosa aninkeo maraina ny famindram-pitantanana teo @mpikambana CHST « Comité d’Hygiène Santé au Travail » téo aloha sy ny mpikambana vaovao hitantana indray ny 02 taona manaraka eto anivon’ny orinasa.
T@izany no nanolorana mari-pankasitrahana ny mpanentana sy fitsofan-drano ireo hitantana indray.
Nofaranana t@fiaraha-miala hetaheta ihany

