Anio 24 May 2024 no nanatanterahana ny fifidianana « solontenan’ny mpiasa »na « délégué des personnels » refa nahavita ny fe-potoana niasany
Eto izahay dia efa mitso-drano sahady ireo solontena ho lany @zany :
MAHAVITÀ BE @ADIDY SY NY ANDRAIKITRA IZAY NISAFIDIANANABANAREO

