Aller au contenu

Grand salon economique

  • news

« Grand salon économique de Madagascar » 02-03-04/05/2024 Toamasina Efa eto izahay, tongava mitsidika ny pagode n°81 devant faritany Mandroso ary tompoko

Celebration 8 Mars (2)

  • news

08 martsa 2024 andro maneran-tany @fankalazana ny zon’ny vehivavy Eto Toamasina no nankalazana nasionaly ny fety,izay nanaovana hetsika maro isan-karazany narahina matso ary nifarana t@kabaro nifandimbiasana Nandray anjara t@ ireo hetsika rehetra ny andriambavilanitra « 𝐄𝐭𝐨𝐢𝐥𝐞 𝐝𝐞 𝐯é𝐧𝐮𝐬 »

Celebration de 8 Mars

  • news

Tohin’ny fankalazana ny 08 martsa Ra vita ny fanatanjahantena t@alahady 03 martsa 2024 , dia mampiranty karazana vokatra indray ireo andriambavilanitra nanomboka omaly 06 martsa eo anoloan’ny lapan’ny tanana Toamasina Ny « Etoile de venus » manokana dia mampiranty karazana savony sy… Lire la suite »Celebration de 8 Mars

Reboisement regional

  • news

Lancement regional de la reboisement 2023-2024 region atsinanana à Antaratasy tamatave II Participation de l’ équipe Savonnerie Tropicale – Huilerie Melville inclus d »autres antité Préserver et conserver l’environnement critere n° 07 sur la principe de la RSPO

Passation « Comité Genre »

  • news

Tontosa androany 21 febroary 2024 ny famindram-pitantanana teo @ « 𝐂𝐨𝐦𝐢𝐭é 𝐠𝐞𝐧𝐫𝐞 » taloha sy vaovao ato anivon’ny orinasa Lanona tsotra no natao t@izany : Fandraisam-pitenenana nataon’ny « Chef personnel » ary nodimbiasan’ireo filoha teo aloha sy vaovao Fanolorana mari-pankasitrahana ireo nahavita ny adidy… Lire la suite »Passation « Comité Genre »

Exportation

  • news

Mitohy hatrany ny fanondranana menaka bio (huile de palme brute bio) mankany ivelany, Raha tsiahivina fa fanin-droany izao tato anatin’ny campagne 2023-2024 05 isotank tao anatin’ny 02 andro : omaly 12/02/24 miisa 03 , ary ny anio 13/02/24 miisa 02

Reboisement

  • news

Tontosa t@asabotsy 10-02-24 lasa teo ny fambolen-kazo niaraha-nisalahy t@ireo fokon’olona tao @fokontany ampasinambo sy andrimpanjakana ary ny ekipan’ny orinasa.Raha tsiahivina fa ity ilay toerana may t@volana novambra 2023 lasa teo ka nanaovana fiaraha-mientana. Ny tanjona hamerina ny tontolo ho maitso… Lire la suite »Reboisement

Suite de formation RSPO P&C

  • news

Mitohy hatrany ny fiofanana RSPO P&C 2018 ( Principe et Critère Round Sustainable for Palm Oil 2018), raha tsiahivina fa efa maro ny ekipa nahavita ny anjarany ary ny anio kosa no anjaran’ny cadre moyen eto anivon’ny orinasa…

Deuxième jour d’audit RSPO

  • news

Andro faha 2 Fihaonana tamin’ireo lehiben’ny fokontanyn carreau, ary ben’ny tanàna tao amin’ny kaominina Amboditandroroho. Fijerevana ifotony ireo toerana masina Fanadihadihana ireo mpiasa antselika amperin’asa.