Tohin’ny fankalazana ny 08 martsa
Ra vita ny fanatanjahantena t@alahady 03 martsa 2024 , dia mampiranty karazana vokatra indray ireo andriambavilanitra nanomboka omaly 06 martsa eo anoloan’ny lapan’ny tanana Toamasina
Ny « Etoile de venus » manokana dia mampiranty karazana savony sy « beignet ary achard »
Mitohy ny hetsika androany 07 martsa 2024 @ fambolen-kazo
Tongava mitsidika ary o

