Tontosa androany 21 febroary 2024 ny famindram-pitantanana teo @ « 𝐂𝐨𝐦𝐢𝐭é 𝐠𝐞𝐧𝐫𝐞 » taloha sy vaovao ato anivon’ny orinasa
Lanona tsotra no natao t@izany :
Fandraisam-pitenenana nataon’ny « Chef personnel » ary nodimbiasan’ireo filoha teo aloha sy vaovao
Fanolorana mari-pankasitrahana ireo nahavita ny adidy
Fiarahana naka sary
Ary nifarana t@fialàna heteheta
Ny « 𝐂𝐨𝐦𝐢𝐭é 𝐠𝐞𝐧𝐫𝐞 » mazava ho azy fa zava-dehibe eo anivon’ny orinasa sy 𝐑𝐒𝐏𝐎

