Taorian’ny fandalovan’ny andro ratsy lasa teo dia betsaka ny fotodrafitr’asa simba toy ny tetezana, làlana,bizo,…
Ita taratra eny @fambolena kosa fa ny rano dia mbola tsy mety ritra hatreto.
Marihina fa efa mandray ny andrakiny ireo ekipa « génie civil » manarina tsikelikely ny fahasimbana.