Anisan’ny mampijaly ity tetezana ao @parcelle E12 ity rehefa tonga ny ranobe @andro fahavaratra.
Ankehitriny dia natao beton tanteraka izany, velombolo ny mpampiasa ity lalana ity satria efa vita tanteraka ny 95% @asa fanamboarana azy ankehitriny
Ry zareo ao Service Génie Civilno nanatanteraka ny asa fanamboarana izany.,