Mitohy hatrany ny fanondranana menaka bio (huile de palme brute bio) mankany ivelany,
Raha tsiahivina fa fanin-droany izao tato anatin’ny campagne 2023-2024
05 isotank tao anatin’ny 02 andro : omaly 12/02/24 miisa 03 , ary ny anio 13/02/24 miisa 02

